diff --git a/01/19.txt b/01/19.txt index 1b73bfc..0607c85 100644 --- a/01/19.txt +++ b/01/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. \v 20 Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fiti ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file +\v 19 Noho zany soraty ze hitanao, ze am'zao fotôna zao, sy ze hitranga afaran'zao. \v 20 Salan'ny zava-miafina momban'reo kintana fito ze hitanao taigny an-tagnako an-kavanana, sy reo fanaovan-jiro volamena fito: "Ny kintana fito de reo anjelin'ny fiangonana fito, ary ny fanaovan-jiro fito de reo fiangonana fito." \ No newline at end of file diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt index 42d1bab..0fb7b73 100644 --- a/05/11.txt +++ b/05/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Avy takeo za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna ary reo lôholona. Ny fitambaran'jareo de amagn'alinalina. Niteny tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mendrika anie le Zanak'ondry ze novonona mbô handray faefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninatra, ary dera." \ No newline at end of file +\v 11 Avy takeo za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidina ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna ary reo lôholona. Ny fitambaran'jareo de amagn'alinalina. \v 12 Niteny tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mendrika anie le Zanak'ondry ze novonona mbô handray faefana, harena, fahendrena, hery, laza, voninatra, ary dera." \ No newline at end of file