auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:00:57 +03:00 committed by root
parent aa9480af99
commit 7ce97eaba1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny
Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona.