From 7ce97eaba1f78fd8aa4135db9290cd8da30722ec Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Fri, 27 Mar 2020 20:00:57 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 12/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/12/15.txt b/12/15.txt index f9b2652..1ca0124 100644 --- a/12/15.txt +++ b/12/15.txt @@ -1 +1 @@ -Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny \ No newline at end of file +Namôka rano salan'ny renirano tamin'ny vavany le menaragna, ze handrôka an-dravevavy. Fa ny tany nanampy an-dravevavy. Nosokafan'ny tany ny vavany ary de nateliny ny rika ze navôkan'ny vavan'le dragona. Ary sosy tamin'dravevavy le dragona ka nande ary namoron'ady tamin'ny ambin'reo taranany, ze nankato ny didin'Andriamanitra ary mitàna ny fijoroana vavolombelona momba an'i Jesosy. Avy akeo nitsangana takeo ambonin'ny fasiky ny ranomasina le dragona. \ No newline at end of file