auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:01:02 +03:00 committed by root
parent b088d004d7
commit 72edf8e809
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy.
\v 4 \v 5 \v 6 Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary Andriamanitra matsiaro reo asa ratsiny. Mamale an'azy salan'ny namalen'ny hafa, ary valio avy rôy heny ze efa vitany; takao amin'ny kapôka ze efa nofenony, de fenoy avy rôy eny ho an'azy.