auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:01:02 +03:00 committed by root
parent c40211578c
commit b088d004d7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy."
\v 7 \v 8 Ôtran'izy nagnome voninahitra ny tegnany sy niaigna tami'ny tsy fiafena, ameo an'azy ny fampijalena sy ny alahelo antonogny an'azy. Fa izy nilaza takao am-pony nagnano hoe: "Nipetraka ôtran'ny mpanjaka vavy za. Tsy maty vady za, ary tsy hisaona mandrakizay." Noho zany de ho avy amin'ny andro raika reo areti-mandringany: ny fafatesana, ny fisaoana, ary ny silaona. Hodôrôn'ny afo izy, fa ny Tompo Andriamanitra de mahery, ary izy no mpitsara an'azy."