auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:28:45 +03:00 committed by root
parent 5e82976799
commit 573085df4c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka a
Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao.

1
18/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao amian