auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:28:45 +03:00 committed by root
parent f6c4908b18
commit 5e82976799
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany
Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"

1
18/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka a