auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 06:14:18 +03:00 committed by root
parent 08beb7835d
commit 4d14102242
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. \v 11 Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao.
\v 9 Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà.\v 10 Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. \v 11 Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao.