auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 06:19:49 +03:00 committed by root
parent 2d098e1732
commit 08beb7835d
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro.
\v 1 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Sardisy hoe: "Zao no tenin'le mitàna reo Fanahy fiton'Andriamanitra sy reo kintana fito. "Fantatro ze nataonao. Malaza ho velona anao, nefa anao maty. \v 2 Mifoaza ary hatanjaho ze tavela, fa efa ho faty, satria tsy hitako tanteraka reo asanao akeo amason'Andriamanitro.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika.
\v 3 Tadidivo, noho zany, ze noraisinareo sy regninareo. Ekeso zany, ary mibeba. Fa raha tsy mifoha anareo, de ho avy ôtran'ny mpangalatra Za, ary tsy ho fantatrareo ny ora hiaveko aminareo. \v 4 Fa misy agnaran'ôla vitsivitsy aigny Sardisy ze tsy nandoto ny akanjon-jareo. Hande hiaraka aminà zareo, mekanjo fotsy, satria mendrika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""
\v 5 Le raika ze mandresy ee ho ampekanjona fotsy, ary tsy hamafa ny agnarany akao amin'ny Bokin'ny Fiainana mitsy Za, ary hilaza ny agnarany akeo agnatrehan'ny Raiko, sy akeo agnatrehan'reo anjeliny. \v 6 Ôka ze manan-tsofigna hiaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Filadelfia hoe: "Zao no tenin'le raika ze masina sy marina - izy no mitana ny fagnalahidin'i Davida, izy no mamôha ary tsisy na iza na iza magnidy, izy no magnidy ary tsisy na iza na iza afaka mamôha. "Fantatro ze vitanareo. Indro, nametrahako varavaragna misokatra akeo agnolônareo ze tsy afaka hidin'iza na iza. Fantatro fa managna hery kely anareo, ka nankato ny teniko ary tsy nandà ny agnarako.
\v 7 Sorato ho an'ny anjelin'ny fiangonana aigny Filadelfia hoe: "Zao no tenin'le raika ze masina sy marina - izy no mitana ny fagnalahidin'i Davida, izy no mamôha ary tsisy na iza na iza magnidy, izy no magnidy ary tsisy na iza na iza afaka mamôha. \v 8 "Fantatro ze vitanareo. Indro, nametrahako varavaragna misokatra akeo agnolônareo ze tsy afaka hidin'iza na iza. Fantatro fa managna hery kely anareo, ka nankato ny teniko ary tsy nandà ny agnarako.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao.
\v 9 \v 10 Indro, Reo ze an'ny synagogan'ny Satana, reo ze milaza fa Jiosy zareo nefa tsy izy; fa mandainga kosa zareo. Hataoko tonga ka hiankotra akeo an-tongotrao zareo, ary ho avy zareo mbô hafantatra fa nitia an'nareo Zà. Satria efa nitandrina ny didiko tamin'ny faretana anareo, de hiaro an'nareo amin'ny andro fitsapana ze efa ho avy am'zao tontolo zao daôly iany kô Za, mbô hitsapa reo ze miaigna aketo ambonin'ny tany. \v 11 Ho avy tsy ho ela Za. Tano mafy ze hanagnanao mbô tsy hisy afaka hangala ny satro-boninahitrao.