Tue Jun 09 2020 12:42:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:42:23 +03:00
parent 4f99dfe47f
commit 4a53eec909
6 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo.
\v 15 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") \v 16 Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny.
\v 17 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" \v 18 Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.
\v 20 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. \v 21 Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany.

View File

@ -1 +1 @@
TOKO faha 17
Toko faha 17

1
18/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 18

View File

@ -183,6 +183,9 @@
"16-08",
"16-10",
"16-12",
"16-15",
"16-17",
"16-20",
"17-title",
"17-01",
"17-03",