diff --git a/16/15.txt b/16/15.txt index 76dcbed..c8091b4 100644 --- a/16/15.txt +++ b/16/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo. \ No newline at end of file +\v 15 ("Indro! Avy salan'ny mpangalatra Za! Sambatra ze miambina, miaro reo fitafeny mbô tsy hivôka miboridana izy ary hitan-jareo ny famenarany.") \v 16 Nentin-jareo niaraka taigny amin'ny tôrana ze antsôvina hoe Hara-magedona amin'ny Hebreo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/16/17.txt b/16/17.txt index ec02386..c0acd85 100644 --- a/16/17.txt +++ b/16/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny. \ No newline at end of file +\v 17 Avy akeo le anjely fafito nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny rivotra. Ary nisy feo mafy nivôka avy takao an-tempoly sy avy tamin'ny seza fendrianana, nagnano hoe: "Vita zany!" \v 18 Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohoron-tany mafy - horohoron-tany gedabe noho ze efa nitranga hatram'ze nisian'ôla taketo an-tany, ka de mafy zany horohoron-tany zany. \v 19 Vaky ho fizarana telo le tanàna gedabe, ary rava ny tanànan'reo firenena. Avy akeo Andriamanitra nagnantso mbô hatadidy an'i Babylona lehibe, ary nameny an'zany tanàna zany ny kaôka feno divay vita avy amin'ny firehetan'ny fasoseny. \ No newline at end of file diff --git a/16/20.txt b/16/20.txt index 4c0930a..e2b7225 100644 --- a/16/20.txt +++ b/16/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany. \ No newline at end of file +\v 20 Nanjavogna ny nosy daôly, ary tsy hita tsony reo tanety. \v 21 Nisy havandra vaventy, milanja eo amin'ny talenta raika eo, nidina avy aigny an-dagnitra ho amin'ôla. Nagnozona an'Andriamanitra zareo nohon'ny loza avy tamin'ny havandra satria tegna mafy lôtra zany loza zany. \ No newline at end of file diff --git a/17/title.txt b/17/title.txt index 5329aa1..497dd22 100644 --- a/17/title.txt +++ b/17/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO faha 17 \ No newline at end of file +Toko faha 17 \ No newline at end of file diff --git a/18/title.txt b/18/title.txt new file mode 100644 index 0000000..d10f566 --- /dev/null +++ b/18/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 18 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7b15670..ccceae4 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -183,6 +183,9 @@ "16-08", "16-10", "16-12", + "16-15", + "16-17", + "16-20", "17-title", "17-01", "17-03",