auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 22:14:08 +03:00 committed by root
parent 284d959411
commit 46403bd20e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary na
Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo.