auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent a9abbdcc74
commit 284d959411
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny trgno
Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny tragnomaizigny Satana. Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena betsaka aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka salan'ny fasiky ny ragnomasina.

1
20/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary na