auto save
This commit is contained in:
parent
66abb10e51
commit
3e525b9d33
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro (
|
||||
Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro (le Jerosalema vaovao, ze midina avy aigny an-dagnitra avy amin'ny Andriamanitro), sy ny agnarako vaovao. Ôka ze manan-tsofigna hihaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana.""
|
Loading…
Reference in New Issue