diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 2f5d260..c38435a 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro ( \ No newline at end of file +Ataoko andry akeo amin'ny tempolin'Andriamanitro ze mandresy, ary tsy hiala akeo mihitsy izy. Ho soratako akeo aminy ny agnaran'Andriamanitro, le agnaran'ny tanànan'ny Andriamanitro (le Jerosalema vaovao, ze midina avy aigny an-dagnitra avy amin'ny Andriamanitro), sy ny agnarako vaovao. Ôka ze manan-tsofigna hihaino ze lazain'ny Fanahy am'reo fiangonana."" \ No newline at end of file