auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-07 09:49:05 +08:00 committed by root
parent 1527c2accf
commit 3c647cd4eb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana ma
Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana managna dikay mia