diff --git a/17/03.txt b/17/03.txt index e6624a5..42170f3 100644 --- a/17/03.txt +++ b/17/03.txt @@ -1 +1 @@ -Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana ma \ No newline at end of file +Avy akeo le anjely nitondra anà tamin'ny Fanahy taigny amin'ny tany karakaigna, ary naita vevavy nipetra takeo ambony bibi-dia mena ze feny agnarana teny ratsy anà. Le bibi-dia de managna lô fito sy tandroka folo. Le vevavy de nekanjo voloparasy sy mena ary vôraka volamena, vato sarobidy, ary vato soa. Izy de nitazona tamin'ny tagnany kapôka volamena feno reo ra maharikoriko sy reo tsy fadiovan'ny fijangajangany. Takeo amin'ny tapikandriny no nisy agnarana managna dikay mia \ No newline at end of file