Tue Jun 09 2020 12:20:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:20:23 +03:00
parent 94bd09f085
commit 37d9786f65
7 changed files with 12 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Naregny reo ra vôforona daôly ze taigny an-danitra sy taketo an-tany ary an-dranomasina za - ny ra daôly takao agnatin'reo - niteny hoe: "Ho an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'le Zanak'ondry anie ny dera, ny laza, ny voninatra, ary ny faefana handidy, mandrakizay doria." Reo ra managn'aigna efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary reo lôholona niankotra sy nivavaka. [Fagnamarihana: Ny sasagny am'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: "Reo lôholona rô amby efapolo de niankotra sy nanompo an'le raika ze velona mandrakizay doria."]
\v 13 Naregny reo ra vôforona daôly ze taigny an-danitra sy taketo an-tany ary an-dranomasina za - ny ra daôly takao agnatin'reo - niteny hoe: "Ho an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'le Zanak'ondry anie ny dera, ny laza, ny voninatra, ary ny faefana handidy, mandrakizay doria." \v 14 Reo ra managn'aigna efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary reo lôholona niankotra sy nivavaka. [Fagnamarihana: Ny sasagny am'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: "Reo lôholona rô amby efapolo de niankotra sy nanompo an'le raika ze velona mandrakizay doria."]

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satro-boninatra izy. Nivôka ôtran'ny mpandresy izy mbô handresy.
\c 6 \v 1 Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! \v 2 Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satro-boninatra izy. Nivôka ôtran'ny mpandresy izy mbô handresy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Rafa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna faharoa niteny hoe: "Avé!" De nisy sôvaly hafa nivôka - miretra mena. Ny mpitikina an'azy no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mbô hifamono ny ôlony. Io mpitikina io de namena sabatra geda.
\v 3 Rafa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna faharoa niteny hoe: "Avé!" \v 4 De nisy sôvaly hafa nivôka - miretra mena. Ny mpitikina an'azy no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mbô hifamono ny ôlony. Io mpitikina io de namena sabatra geda.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Rafa nanôkatra ny tombo-kase fatelo ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna fatelo za niteny hoe: "Ave!" Natazagna sôvaly mainty za, ary ny mpitikina an'azy de nitana taigny an-tagnany. Naregny salan'ny feo tamin'ny ra managn'aigna efatra za niteny hoe: "Ny vary eran'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika, ary ny hordea in-telon'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika. Fa aza mandratra ny menaka sy ny divay."
\v 5 Rafa nanôkatra ny tombo-kase fatelo ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna fatelo za niteny hoe: "Ave!" Natazagna sôvaly mainty za, ary ny mpitikina an'azy de nitana taigny an-tagnany. \v 6 Naregny salan'ny feo tamin'ny ra managn'aigna efatra za niteny hoe: "Ny vary eran'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika, ary ny hordea in-telon'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika. Fa aza mandratra ny menaka sy ny divay."

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faefatra ny zanak'ondry, de naregny ny feon'ny ra managn'aigna faefatra za niteny hoe: "Avé!" De natazagna sôvaly hatsatra za. Ny mpitikina an'azy de antsôvina hoe Fafatesana, ary reo fasagna de nagnaraka an'azy. Nameny fahefana amin'ny ampahefatry ny tany zareo, mbô hamono amin'ny sabatra, silaona sy aretina, ary am'reo bibidian'ny tany.
\v 7 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faefatra ny zanak'ondry, de naregny ny feon'ny ra managn'aigna faefatra za niteny hoe: "Avé!" \v 8 De natazagna sôvaly hatsatra za. Ny mpitikina an'azy de antsôvina hoe Fafatesana, ary reo fasagna de nagnaraka an'azy. Nameny fahefana amin'ny ampahefatry ny tany zareo, mbô hamono amin'ny sabatra, silaona sy aretina, ary am'reo bibidian'ny tany.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -86,7 +86,13 @@
"05-06",
"05-08",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"06-title",
"06-01",
"06-03",
"06-05",
"06-07",
"07-title",
"07-01",
"07-04",