From 37d9786f6590fec3c43c81368de9558b88eb94c3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:20:23 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:20:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 05/13.txt | 2 +- 06/01.txt | 2 +- 06/03.txt | 2 +- 06/05.txt | 2 +- 06/07.txt | 2 +- 06/title.txt | 1 + manifest.json | 6 ++++++ 7 files changed, 12 insertions(+), 5 deletions(-) create mode 100644 06/title.txt diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index bbb64ae..9ee2b79 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Naregny reo ra vôforona daôly ze taigny an-danitra sy taketo an-tany ary an-dranomasina za - ny ra daôly takao agnatin'reo - niteny hoe: "Ho an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'le Zanak'ondry anie ny dera, ny laza, ny voninatra, ary ny faefana handidy, mandrakizay doria." Reo ra managn'aigna efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary reo lôholona niankotra sy nivavaka. [Fagnamarihana: Ny sasagny am'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: "Reo lôholona rô amby efapolo de niankotra sy nanompo an'le raika ze velona mandrakizay doria."] \ No newline at end of file +\v 13 Naregny reo ra vôforona daôly ze taigny an-danitra sy taketo an-tany ary an-dranomasina za - ny ra daôly takao agnatin'reo - niteny hoe: "Ho an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana sy ho an'le Zanak'ondry anie ny dera, ny laza, ny voninatra, ary ny faefana handidy, mandrakizay doria." \v 14 Reo ra managn'aigna efatra, niteny hoe: "Amena!" Ary reo lôholona niankotra sy nivavaka. [Fagnamarihana: Ny sasagny am'reo dikan-teny talô de mivaky hoe: "Reo lôholona rô amby efapolo de niankotra sy nanompo an'le raika ze velona mandrakizay doria."] \ No newline at end of file diff --git a/06/01.txt b/06/01.txt index e585320..53a4f5c 100644 --- a/06/01.txt +++ b/06/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satro-boninatra izy. Nivôka ôtran'ny mpandresy izy mbô handresy. \ No newline at end of file +\c 6 \v 1 Rafa nanôkatra ny raika tam'reo tombo-kase fito ny Zanak'ondry de nitazagna za, ary naregny ny raika tam'reo ra managn'aigna efatra tamin'ny feo salan'ny kotroka za niteny hoe: "Avé! \v 2 Nitazagna za ary nisy sôvaly fotsy takeo. Ny mpitikina an'zany de mitana tsipìka, ary namena satro-boninatra izy. Nivôka ôtran'ny mpandresy izy mbô handresy. \ No newline at end of file diff --git a/06/03.txt b/06/03.txt index cb4f0e8..77c7b77 100644 --- a/06/03.txt +++ b/06/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Rafa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna faharoa niteny hoe: "Avé!" De nisy sôvaly hafa nivôka - miretra mena. Ny mpitikina an'azy no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mbô hifamono ny ôlony. Io mpitikina io de namena sabatra geda. \ No newline at end of file +\v 3 Rafa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna faharoa niteny hoe: "Avé!" \v 4 De nisy sôvaly hafa nivôka - miretra mena. Ny mpitikina an'azy no namena alalana hangala ny fiadanana amin'ny tany, mbô hifamono ny ôlony. Io mpitikina io de namena sabatra geda. \ No newline at end of file diff --git a/06/05.txt b/06/05.txt index 2bcf6ce..b56be03 100644 --- a/06/05.txt +++ b/06/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Rafa nanôkatra ny tombo-kase fatelo ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna fatelo za niteny hoe: "Ave!" Natazagna sôvaly mainty za, ary ny mpitikina an'azy de nitana taigny an-tagnany. Naregny salan'ny feo tamin'ny ra managn'aigna efatra za niteny hoe: "Ny vary eran'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika, ary ny hordea in-telon'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika. Fa aza mandratra ny menaka sy ny divay." \ No newline at end of file +\v 5 Rafa nanôkatra ny tombo-kase fatelo ny Zanak'ondry, de naregny ny ra managn'aigna fatelo za niteny hoe: "Ave!" Natazagna sôvaly mainty za, ary ny mpitikina an'azy de nitana taigny an-tagnany. \v 6 Naregny salan'ny feo tamin'ny ra managn'aigna efatra za niteny hoe: "Ny vary eran'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika, ary ny hordea in-telon'ny fatam-bary ho an'ny denaria raika. Fa aza mandratra ny menaka sy ny divay." \ No newline at end of file diff --git a/06/07.txt b/06/07.txt index 2e11dec..11c37e9 100644 --- a/06/07.txt +++ b/06/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faefatra ny zanak'ondry, de naregny ny feon'ny ra managn'aigna faefatra za niteny hoe: "Avé!" De natazagna sôvaly hatsatra za. Ny mpitikina an'azy de antsôvina hoe Fafatesana, ary reo fasagna de nagnaraka an'azy. Nameny fahefana amin'ny ampahefatry ny tany zareo, mbô hamono amin'ny sabatra, silaona sy aretina, ary am'reo bibidian'ny tany. \ No newline at end of file +\v 7 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faefatra ny zanak'ondry, de naregny ny feon'ny ra managn'aigna faefatra za niteny hoe: "Avé!" \v 8 De natazagna sôvaly hatsatra za. Ny mpitikina an'azy de antsôvina hoe Fafatesana, ary reo fasagna de nagnaraka an'azy. Nameny fahefana amin'ny ampahefatry ny tany zareo, mbô hamono amin'ny sabatra, silaona sy aretina, ary am'reo bibidian'ny tany. \ No newline at end of file diff --git a/06/title.txt b/06/title.txt new file mode 100644 index 0000000..ec55f2a --- /dev/null +++ b/06/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 6 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index eb8178d..99bc3eb 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -86,7 +86,13 @@ "05-06", "05-08", "05-09", + "05-11", + "05-13", "06-title", + "06-01", + "06-03", + "06-05", + "06-07", "07-title", "07-01", "07-04",