auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-05 06:14:18 +03:00 committed by root
parent c787af1448
commit 2bcbbd4c09
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena.
\v 4 Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, \v 5 ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- \v 6 Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Indro, avy amin'ny rôndro Izy; ary ny maso daôly hatazagna an'Azy, na de ze nandefogna an'Azy aza. Ny firenena daôly ambonin'ny tany hitomagny an'Azy. Eny, Amena. "Za no Alfa sy Ômega" hoy ny Tompo Andriamanitra, "Le zao sy talô, ary ho avy, de Le Tsitoha." (Fagnamarihana: ny dikan-teny hafa talô de mivaky salan'zao: Za no Alfa sy Ômega, ny fiandohana sy fiafarana," hoy ny Tompo Andriamanitra)
\v 7 Indro, avy amin'ny rôndro Izy; ary ny maso daôly hatazagna an'Azy, na de ze nandefogna an'Azy aza. Ny firenena daôly ambonin'ny tany hitomagny an'Azy. Eny, Amena. \v 8 "Za no Alfa sy Ômega" hoy ny Tompo Andriamanitra, "Le zao sy talô, ary ho avy, de Le Tsitoha." (Fagnamarihana: ny dikan-teny hafa talô de mivaky salan'zao: Za no Alfa sy Ômega, ny fiandohana sy fiafarana," hoy ny Tompo Andriamanitra)

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Za, Jaona - rahalanareo sy le raika ze nizara taminareo takao agnatin'ny fijalena sy fanjakana ary ny faharetana akao amin'i Jesosy Kristy - de takao amin'ny nosy atao hoe Patmo nohon'ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ny momba an'i Jesosy. Za de notarijin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy salan'ny trompetra takeo afarako za. Nagnano zany hoe: "Sorato akao amin'ny boky ze hitanao, ka alefaso aigny am'reo fiangonana fito - ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."
\v 9 Za, Jaona - rahalanareo sy le raika ze nizara taminareo takao agnatin'ny fijalena sy fanjakana ary ny faharetana akao amin'i Jesosy Kristy - de takao amin'ny nosy atao hoe Patmo nohon'ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ny momba an'i Jesosy. \v 10 Za de notaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy salan'ny trompetra takeo afarako za. \v 11 Nagnano zany hoe: "Sorato akao amin'ny boky ze hitanao, ka alefaso aigny am'reo fiangonana fito - ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia."

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Nizaha ny magnodidina za nikaraka hoe feon'iza zany niteny tamina zany, ary raha nitodika za de nahita fagnanôvan-jiro volamena fito. Ary takeo am-povôn'ny fagnanôvan-jiro nisy raika salan'ny Zanak'Ôla, nitafy akanjo lava tonga hatraigny amin'ny tongony, ary fehin-kibo volamena magnodidina ny tratrany.
\v 12 Nizaha ny magnodidina za nikaraka hoe feon'iza zany niteny tamina zany, ary raha nitodika za de nahita fagnanôvan-jiro volamena fito. \v 13 Ary takeo am-povôn'ny fagnanôvan-jiro nisy raika salan'ny Zanak'Ôla, nitafy akanjo lava tonga hatraigny amin'ny tongony, ary fehin-kibo volamena magnodidina ny tratrany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany. Ny tareny de nazava salan'ny masoandro miredareda.
\v 14 Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. \v 15 Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. \v 16 Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany. Ny tareny de nazava salan'ny masoandro miredareda.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Rafa nahita an'Azy za, de lavo takeo amin'ny tongony salan'ôla maty. Nikitika anà tamin'ny tagnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matatra. Za no vôlôny zy farany, ary le raika ze velona. Efa maty Za, fa indro, velona mandrakizay! Azy Za managna ny fangalahidin'ny fafatesana sy ny Fiainan-tsy hita.
\v 17 Rafa nahita an'Azy za, de lavo takeo amin'ny tongony salan'ôla maty. Nikitika anà tamin'ny tagnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matatra. Za no vôlôny zy farany, \v 18 ary le raika ze velona. Efa maty Za, fa indro, velona mandrakizay! Azy Za managna ny fangalahidin'ny fafatesana sy ny Fiainan-tsy hita.