diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 3a097be..6558d8d 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file +\v 4 Jaona nankaigny am'reo fiangonana fito taigny Asia: Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy am'le zao sy talô, ary ho avy, sy avy am'reo fanahy fito ze akeo agnatrehan'ny seza fendrianany, \v 5 ary avy am'i Jesosy Kristy, ze vavolombelona marina, Lahimatô amin'ny maty, ary leben'ny mpanjakan'ny tany. Ho an'le te antsikana sy nagnafaka antsikana tam'reo fahotantsika tamin'ny ràny- \v 6 Izy de nagnano antsika ho fanjakana, mpisorogna ho an'Andriamanitra sy Ray - ho Azy anie ny voninahitra sy ny fahefana landrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/01/07.txt b/01/07.txt index 5bae73b..c45d96c 100644 --- a/01/07.txt +++ b/01/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Indro, avy amin'ny rôndro Izy; ary ny maso daôly hatazagna an'Azy, na de ze nandefogna an'Azy aza. Ny firenena daôly ambonin'ny tany hitomagny an'Azy. Eny, Amena. "Za no Alfa sy Ômega" hoy ny Tompo Andriamanitra, "Le zao sy talô, ary ho avy, de Le Tsitoha." (Fagnamarihana: ny dikan-teny hafa talô de mivaky salan'zao: Za no Alfa sy Ômega, ny fiandohana sy fiafarana," hoy ny Tompo Andriamanitra) \ No newline at end of file +\v 7 Indro, avy amin'ny rôndro Izy; ary ny maso daôly hatazagna an'Azy, na de ze nandefogna an'Azy aza. Ny firenena daôly ambonin'ny tany hitomagny an'Azy. Eny, Amena. \v 8 "Za no Alfa sy Ômega" hoy ny Tompo Andriamanitra, "Le zao sy talô, ary ho avy, de Le Tsitoha." (Fagnamarihana: ny dikan-teny hafa talô de mivaky salan'zao: Za no Alfa sy Ômega, ny fiandohana sy fiafarana," hoy ny Tompo Andriamanitra) \ No newline at end of file diff --git a/01/09.txt b/01/09.txt index 47a4ace..0ce9e73 100644 --- a/01/09.txt +++ b/01/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Za, Jaona - rahalanareo sy le raika ze nizara taminareo takao agnatin'ny fijalena sy fanjakana ary ny faharetana akao amin'i Jesosy Kristy - de takao amin'ny nosy atao hoe Patmo nohon'ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ny momba an'i Jesosy. Za de notarijin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy salan'ny trompetra takeo afarako za. Nagnano zany hoe: "Sorato akao amin'ny boky ze hitanao, ka alefaso aigny am'reo fiangonana fito - ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia." \ No newline at end of file +\v 9 Za, Jaona - rahalanareo sy le raika ze nizara taminareo takao agnatin'ny fijalena sy fanjakana ary ny faharetana akao amin'i Jesosy Kristy - de takao amin'ny nosy atao hoe Patmo nohon'ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ny momba an'i Jesosy. \v 10 Za de notaritin'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo. Naregny feo mafy salan'ny trompetra takeo afarako za. \v 11 Nagnano zany hoe: "Sorato akao amin'ny boky ze hitanao, ka alefaso aigny am'reo fiangonana fito - ho an'ny Efesosy, Smyrna, Pergamosy, Tyatira, Sardisy, Filadelfia, ary Laodikia." \ No newline at end of file diff --git a/01/12.txt b/01/12.txt index b500beb..90788ae 100644 --- a/01/12.txt +++ b/01/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Nizaha ny magnodidina za nikaraka hoe feon'iza zany niteny tamina zany, ary raha nitodika za de nahita fagnanôvan-jiro volamena fito. Ary takeo am-povôn'ny fagnanôvan-jiro nisy raika salan'ny Zanak'Ôla, nitafy akanjo lava tonga hatraigny amin'ny tongony, ary fehin-kibo volamena magnodidina ny tratrany. \ No newline at end of file +\v 12 Nizaha ny magnodidina za nikaraka hoe feon'iza zany niteny tamina zany, ary raha nitodika za de nahita fagnanôvan-jiro volamena fito. \v 13 Ary takeo am-povôn'ny fagnanôvan-jiro nisy raika salan'ny Zanak'Ôla, nitafy akanjo lava tonga hatraigny amin'ny tongony, ary fehin-kibo volamena magnodidina ny tratrany. \ No newline at end of file diff --git a/01/14.txt b/01/14.txt index c8b1a46..12dd0fe 100644 --- a/01/14.txt +++ b/01/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany. Ny tareny de nazava salan'ny masoandro miredareda. \ No newline at end of file +\v 14 Ny lôhany sy ny volony de fotsy salan'ny volon'ondry - fotsy salan'ny ranomandry, ary ny masony salan'ny lelan'afo. \v 15 Ny tongony mangirana salan'ny varagna, ôtran'ny varagna voadio takeo amin'ny lafaoro, ary ny feony ôtran'ny feon'ny rano be mikorigna. \v 16 Ary nanagna kintana fito takeo an-tagnany an-kavanana ary sabatra rôy lela maragnitra nivôka avy takeo amin'ny vavany. Ny tareny de nazava salan'ny masoandro miredareda. \ No newline at end of file diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index 6eb70a0..9e796d4 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Rafa nahita an'Azy za, de lavo takeo amin'ny tongony salan'ôla maty. Nikitika anà tamin'ny tagnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matatra. Za no vôlôny zy farany, ary le raika ze velona. Efa maty Za, fa indro, velona mandrakizay! Azy Za managna ny fangalahidin'ny fafatesana sy ny Fiainan-tsy hita. \ No newline at end of file +\v 17 Rafa nahita an'Azy za, de lavo takeo amin'ny tongony salan'ôla maty. Nikitika anà tamin'ny tagnany ankavanana Izy ka nagnano hoe: "Aza matatra. Za no vôlôny zy farany, \v 18 ary le raika ze velona. Efa maty Za, fa indro, velona mandrakizay! Azy Za managna ny fangalahidin'ny fafatesana sy ny Fiainan-tsy hita. \ No newline at end of file