auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-27 06:53:56 +08:00 committed by root
parent fe13fef279
commit 2bad156504
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Hameko reo vavolombeloko roey ny faefagna haminagny mandritry ny 1, 260 andro, nitafy lamba fisaonagna." \v 4 Reo vavolombelona reo de hazon'oliva roey sy ny fitoeran-jiro roey ze nitsangana takeo agnatrehan'ny Tompon'ny tany. \v 5 Raha misy ôla misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo vavan-jareo ka hihignana ireo fahavalon-jareo. Na iza na iza magniry ny handratra an'azy reo de tsy maintsy hovonaina amin'zany fomba izany.
\v 3 Hameko reo vavolombeloko roey ny faefagna haminagny mandritry ny 1, 260 andro, nitafy lamba fisaonagna." \v 4 Reo vavolombelona reo de hazon'oliva roey sy ny fitoeran-jiro roey ze nitsangana takeo agnatrehan'ny Tompon'ny tany. \v 5 Raha misy ôla misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo vavan-jareo ka hihignana ireo fahavalon-jareo. Na iza na iza magniry ny handratra an'azy reo de tsy maintsy hovonaina am-zany fomba izany.