diff --git a/11/03.txt b/11/03.txt index fdf315b..0a20785 100644 --- a/11/03.txt +++ b/11/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Hameko reo vavolombeloko roey ny faefagna haminagny mandritry ny 1, 260 andro, nitafy lamba fisaonagna." \v 4 Reo vavolombelona reo de hazon'oliva roey sy ny fitoeran-jiro roey ze nitsangana takeo agnatrehan'ny Tompon'ny tany. \v 5 Raha misy ôla misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo vavan-jareo ka hihignana ireo fahavalon-jareo. Na iza na iza magniry ny handratra an'azy reo de tsy maintsy hovonaina amin'zany fomba izany. \ No newline at end of file +\v 3 Hameko reo vavolombeloko roey ny faefagna haminagny mandritry ny 1, 260 andro, nitafy lamba fisaonagna." \v 4 Reo vavolombelona reo de hazon'oliva roey sy ny fitoeran-jiro roey ze nitsangana takeo agnatrehan'ny Tompon'ny tany. \v 5 Raha misy ôla misafidy handratra an'azy reo, de mivôka afo vavan-jareo ka hihignana ireo fahavalon-jareo. Na iza na iza magniry ny handratra an'azy reo de tsy maintsy hovonaina am-zany fomba izany. \ No newline at end of file