auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent cf26c85ae3
commit 2abba91237
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna seza fendrianana betsaka za. Nipetraka takeo amboniny reo ze namena faefana
Ary natazagna seza fendrianana betsaka za. Nipetraka takeo amboniny reo ze namena faefana mitsara. Natazagna ny fagnahin'reo ze notapahin-dô za noho ny fijoroana vavolombelona makasika an'i Jesosy ary nohon'ny tenin'Andriamanitra. Tsy nenkoka tamin'ny bibide na tamin'ny sariny zareo, ary zareo de nandà ny handray ny mariky ny bibide takeo amin'ny tampikandriny na takeo amin'ny tagnany. Tonga velona ndre zareo, ary nanjaka niaraka tamin'i Kristy nandritran'ny arivo taona.

1
20/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-a