auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent 27a18bc80d
commit cf26c85ae3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsiita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsiita
Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy.

1
20/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary natazagna seza fendrianana betsaka za. Nipetraka takeo amboniny reo ze namena faefana