auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent c0275e8b43
commit 2a195956ae
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitazagna za, ary nisy rondro fotsy. Nipetraka takeo amin'ny rondro ny raika ôtran'ny zanak'ôla. Nanagna satro-boninahitra volamena takeo amin'ny lôny sy antsy meloka maragnitra aigny an-tagnany izy. De nisy anjely hafa nibôgna avy ao amin'ny tempoly ayri nagnantso tamin'ny feo mahery an'le mipetraka takeo amin'ny rondro nagnano hoe: "Raiso ny antsy meloka ka magnomboa mandidy. Fa tonga ny fotôna fandidena, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika
Nitazagna za, ary nisy rondro fotsy. Nipetraka takeo amin'ny rondro ny raika ôtran'ny zanak'ôla. Nanagna satro-boninahitra volamena takeo amin'ny lôny sy antsy meloka maragnitra aigny an-tagnany izy. De nisy anjely hafa nibôgna avy ao amin'ny tempoly ayri nagnantso tamin'ny feo mahery an'le mipetraka takeo amin'ny rondro nagnano hoe: "Raiso ny antsy meloka ka magnomboa mandidy. Fa tonga ny fotôna fandidena, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika ze nipetraka takeo amin'ny rondro nampandroso ny antsy meloka taketo an-tany, ka nodidena ny tany.

1
14/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo manitra