auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-25 19:35:52 +03:00 committed by root
parent 39756001d9
commit c0275e8b43
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nitazagna za, ary nisy rondro fotsy. Nipetraka takeo amin'ny rondro ny raika ôtran'ny zanak'ôla. Nanagna satro-boninahitra volamena takeo amin'ny lôny sy antsy meloka
Nitazagna za, ary nisy rondro fotsy. Nipetraka takeo amin'ny rondro ny raika ôtran'ny zanak'ôla. Nanagna satro-boninahitra volamena takeo amin'ny lôny sy antsy meloka maragnitra aigny an-tagnany izy. De nisy anjely hafa nibôgna avy ao amin'ny tempoly ayri nagnantso tamin'ny feo mahery an'le mipetraka takeo amin'ny rondro nagnano hoe: "Raiso ny antsy meloka ka magnomboa mandidy. Fa tonga ny fotôna fandidena, satria masaka ny vokatry ny tany." Ary ny raika