auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent 5ca7217230
commit 233ac49e21
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nahita ny tagnan-kavanan'le raika ze nipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana za, horonan-taratasy vôsoratra akeo agnolôna sy akao afara. Ary nofatorana tamin'ny tombokase fito zany. Natazagna anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mafy za, nitare hoe: "Iza no mendrika ny hagnokatra ny horognan-taratasy ary hamô ny tombokasen'zany?"
\v 1 \v 2 Ary nahita ny tagnan-kavanan'le raika ze nipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana za, horonan-taratasy vôsoratra akeo agnolôna sy akao afara. Ary nofatorana tamin'ny tombokase fito zany. Natazagna anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mafy za, nitare hoe: "Iza no mendrika ny hagnokatra ny horognan-taratasy ary hamô ny tombokasen'zany?"

View File

@ -1 +1 @@
Tsisy ôla avy aigny an-danitra na aketo an-tany ka afaka hagnokatra ny horognan-taratasy na hamaky an'zany. Nitomagny mafy za satria tsisy ôla hita mendrika ny hagnokatra ny horonan-taratasy na hamaky an'zany. Kanefa ny raika tam'reo lôholona nilaza taminà hoe: "Aza mitomany. Indro! Le liona fokon'i Joda, le solofon'i Davida, de nandresy. Afaka ny hagnokatra ny horognan-taratasy sy reo tombokase fito izy.
\v 3 \v 4 \v 5 Tsisy ôla avy aigny an-danitra na aketo an-tany ka afaka hagnokatra ny horognan-taratasy na hamaky an'zany. Nitomagny mafy za satria tsisy ôla hita mendrika ny hagnokatra ny horonan-taratasy na hamaky an'zany. Kanefa ny raika tam'reo lôholona nilaza taminà hoe: "Aza mitomany. Indro! Le liona fokon'i Joda, le solofon'i Davida, de nandresy. Afaka ny hagnokatra ny horognan-taratasy sy reo tombokase fito izy.

View File

@ -1 +1 @@
Natazagna Zanak'ondry mitsangana akeo anelanelan'ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna efatra ary akeo agnivon'reo lôholona za
\v 6 \v 7 Natazagna Zanak'ondry mitsangana akeo anelanelan'ny seza fiandrianana sy reo ra managn'aigna efatra ary akeo agnivon'reo lôholona za. Ôtran'ny hoe