auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent ce05a966a5
commit 5ca7217230
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na vena na vena reo ra managn'aigna de hanome voninahitra, laza, ary fisaorana an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana, le raika ze velona mandrakizay doria, reo lôholona efatra amby rôpolo de nampiankotra ny tegnan'jareo akeo agnolôn'le raika ze mipetraa akeo amin'ny seza fiandrianana. Miankotra akeo am'le raika ze velona mandrakizay doria zareo, ary nanipy ny satro-boninatra an-jareo takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, miteny hoe: "Mendrika Anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninatra sy ny laza ary ny hery. Fa Anao no namorona ny ra daôly, avy tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy zareo ary nohariana."
\v 9 \v 10 \v 11 Na vena na vena reo ra managn'aigna de hanome voninahitra, laza, ary fisaorana an'le raika ze mipetraka akeo amin'ny seza fiandrianana, le raika ze velona mandrakizay doria, reo lôholona efatra amby rôpolo de nampiankotra ny tegnan'jareo akeo agnolôn'le raika ze mipetraa akeo amin'ny seza fiandrianana. Miankotra akeo am'le raika ze velona mandrakizay doria zareo, ary nanipy ny satro-boninatra an-jareo takeo agnolôn'ny seza fiandrianana, miteny hoe: "Mendrika Anao, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny voninatra sy ny laza ary ny hery. Fa Anao no namorona ny ra daôly, avy tamin'ny alalan'ny sitraponao, de nisy zareo ary nohariana."