auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:54:08 +03:00 committed by root
parent b4fa5d6ee6
commit 1c4ef51653
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendriana
Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendrianan'le bibide, ary nandrakotra ny fanjakany ny haizigna. Nitsako ny lelany zareo nohon'ny fahorena. Niteny ratsy le Andriamanitry ny lagnitra zareo nohon'ny fahorena sy ny ratran-jareo, ary mbôla nandà ny hibebaka am'ze vitan-jareo fôgna zareo.