auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:43:00 +03:00 committed by root
parent 94cf6ec71f
commit b4fa5d6ee6
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le anjely fatelo nandraraka ny takao am-bilény tam'reo ony sy lôharano, ary lasa rà reo. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Anao, Le ankehitriny sy talô, Le Ray Masina, satria efa nitsara reo ra reo Anao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Marina Anao, Tompo - Le ankehitriny sy talô ary ho avy, satria efa nitsara ro ra reo Anao.") Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsak'zareo, de namenao rà ho sotrona zareo; zany no mendrika an'jareo." Regniko ny alitara namaly hoe: "Yôny, Tompo Andriamanitra lehibe, reo fitsaranao de marina sy mahitsy
Le anjely fatelo nandraraka ny takao am-bilény tam'reo ony sy lôharano, ary lasa rà reo. Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: "Marina Anao, Le ankehitriny sy talô, Le Ray Masina, satria efa nitsara reo ra reo Anao. (Fagnamarihana: Ny antontan-taratasy sasagny talô de mivaky hoe: "Marina Anao, Tompo - Le ankehitriny sy talô ary ho avy, satria efa nitsara ro ra reo Anao.") Satria ny ràn'reo mpino sy mpaminagny no nalatsak'zareo, de namenao rà ho sotrona zareo; zany no mendrika an'jareo." Regniko ny alitara namaly hoe: "Yôny, Tompo Andriamanitra lehibe, reo fitsaranao de marina sy mahitsy."

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le anjely faefatra nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny masoandro, ary nahazo alalana handoro ny ôla amin'ny afo zany. Main'le hafanana be zareo, ary niteny ratsy ny agnaran'Andriamanitra, ze managna ny faefana am'regny loza regny. Tsy nibebaka zareo na nagnome voninatra an'Azy.

1
16/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avekeo le anjely fadimy nandraraka ny takao am-bilény tamin'ny seza fendriana