auto save
This commit is contained in:
parent
f071485b69
commit
1a20d45925
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika
|
||||
Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika ôtran'ny emeraoda.
|
Loading…
Reference in New Issue