auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-25 07:42:55 +03:00 committed by root
parent 52dc9b8efd
commit f071485b69
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra
Tafaran'zany ra zany de nitazagna za, ary nahita varavaragna raika nisokatra takegny amin'ny lanitra. Ny feo vôlôny ze regniko de niresaka taminà salan'ny trompetra, nagnano hoe: "Mekàra aty, ary habônako an'nao ze tsy maintsy hitranga afaran'reo ra reo." Nisy fotôna za vôtariky ny Fanahy, ary natazagna fa nisy seza fiandrianana nipetraka teigny amin'ny lanitra, nisy ôla nipetraka takeo ambonin'zany. Le raika ze nipetraka takeo amboniny de miendrika salan'ny jaspa sy karneola. Nisy fangalabaragna nanodidina ny seza fiandrianana. Le fangalabaragna de miendrika