@ -0,0 +1 @@
Avy akeo de naregny feo hafa avy aigny an-dagnitra za, mitare hoe: "Mialà amin'azy, ry oloko, mbô tsy hizarany ny fahotany akao aminareo, ary mbô tsy ahazoanareo reo lozany. Efa nihangona salan'ny ahavon'ny lagnitra reo fahotany, ary And