auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-26 20:32:50 +03:00 committed by root
parent 2fa197c1f3
commit fb17bcc148
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'n
Tafaran'reo ra reo de natazagna anjely hafa ze nidigna avy aigny an-dagnitra za. Nanagna fahefana gedabe izy, ary namirapiratra nohon'ny voninahitry ny tany. Nihaika tamin'ny feo mahery izy, nitare hoe: "Lavo, lavo le Babylona gedabe! Lasana toerana fonenan'ny devoly, fialofan'ny fanahy maloto, ary fialofana ho an'reo vorona maloto sy marikoriko daôly. Fa ny firenena daôly de nisotro ny divain'ny fitondran-tegna malotony. Reo mpanjakan'ny tany de nagnano fitondran-tegna maloto tamin'azy. Reo mpivarotra ny tany de lasana mpanan-karena tamin'ny alalan'ny fomba fiaignany amin'ny nofo."