Tue Jun 09 2020 12:38:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:38:23 +03:00
parent 60cf264bee
commit 0e94cc37fc
5 changed files with 6 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."
\v 17 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. \v 18 Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio.
\v 19 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. \v 20 Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio.

View File

@ -1 +1 @@
TOKO Faha 15
Toko faha 15

View File

@ -1 +1 @@
TOKO 16
Toko f 16

View File

@ -167,13 +167,14 @@
"14-11",
"14-13",
"14-14",
"14-17",
"14-19",
"15-title",
"15-01",
"15-02",
"15-03",
"15-05",
"15-07",
"16-title",
"17-title",
"17-01",
"17-03",