diff --git a/14/17.txt b/14/17.txt index 9b8c296..712eb10 100644 --- a/14/17.txt +++ b/14/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao." \ No newline at end of file +\v 17 Nisy anjely hafa nibôgna avy takao an-tempoly taigny an-dagnitra; nanagna antsy meloka maranitra iany kô izy. \v 18 Mbôla nisy anjely hafa kô nibôgna ny alitara fanrorôna dintin-kazo magnitra, ze nanagna faefana amin'ny afo. Nagnantso tamin'ny feo mahery an'reo ze nanagna antsy meloka fandidena maranitra izy hoe: "Raiso ny fandidenao maranitra ary atangorono reo sampam-bôloboka avy ami'ny vôloboky ny tany, fa reo vôloboka de efa masaka am'zao." \ No newline at end of file diff --git a/14/19.txt b/14/19.txt index 0c128a7..abd9ee2 100644 --- a/14/19.txt +++ b/14/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio. \ No newline at end of file +\v 19 Nampandroso ny fandideny tamin'ny tany le anjely ary nandrôka ny vokatry ny vôloboky ny tany. Natsipiny takao agnaty famiazam-bôloboka gedabe misy ny fasosen'Andriamanitra zany. \v 20 Ny famiazam-bôloboka de nikitsana taigny avelan'ny tanàna, ary ny rà de niraraka avy takao amin'zany ka tonga hatraigny amin'ny haambon'ny lamboridin'tsoavaly, ze 1 600 stadio. \ No newline at end of file diff --git a/15/title.txt b/15/title.txt index 1252d48..59aef9a 100644 --- a/15/title.txt +++ b/15/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO Faha 15 \ No newline at end of file +Toko faha 15 \ No newline at end of file diff --git a/16/title.txt b/16/title.txt index 553b6ab..feb3a40 100644 --- a/16/title.txt +++ b/16/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO 16 \ No newline at end of file +Toko f 16 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 3a540b5..d876bf7 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -167,13 +167,14 @@ "14-11", "14-13", "14-14", + "14-17", + "14-19", "15-title", "15-01", "15-02", "15-03", "15-05", "15-07", - "16-title", "17-title", "17-01", "17-03",