2020-06-05 03:14:18 +00:00
|
|
|
\v 12 Nizaha ny magnodidina za nikaraka hoe feon'iza zany niteny tamina zany, ary raha nitodika za de nahita fagnanôvan-jiro volamena fito. \v 13 Ary takeo am-povôn'ny fagnanôvan-jiro nisy raika salan'ny Zanak'Ôla, nitafy akanjo lava tonga hatraigny amin'ny tongony, ary fehin-kibo volamena magnodidina ny tratrany.
|