auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 08:25:34 -04:00 committed by root
parent cee8bc9218
commit fb6ed1fe51
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za na hoe tonga lafatra zà. Fa miezaka zà mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy anà.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra zàfa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tsarovako zay aigny aorena ary miezaka an'ze akeo alo zà. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.
\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za, na hoe tonga lafatra zà. Fa miezaka zà mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy anà.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra zàfa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tsarovako zay aigny aorena ary miezaka an'ze akeo alo zà. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.