auto save
This commit is contained in:
parent
012436593b
commit
cee8bc9218
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za na hoe tonga lafatra zà. Fa miezaka zà mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy anà. Ry rahalà, ty mieritreritra zàfa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tsarovako zay aigny aorena ary miezaka an'ze akeo alo zà. Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.
|
||||
\v 12 Tsy marina fa efa nandray reo ra reo sahady za na hoe tonga lafatra zà. Fa miezaka zà mba handrombaka le nandromban'i Kristy Jesôsy anà.\v 13 Ry rahalà, ty mieritreritra zàfa ny tegnako de efa nandrombaka an'zany. fa misy ra raika : Tsy tsarovako zay aigny aorena ary miezaka an'ze akeo alo zà. \v 14 Miezaka magnatratra ny tanjona zà mba haazo ny lokan'ny antso avy aigny agnambo avy amin'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 16 \v 15 Tsika reetra matotra, ôka tsika hisaigna ran'zany ary raha misy eritreritrareo hafa momba ny ra daôly de ho hasehon'Andriamanitra aminareo iany kô zany. Kanefa, na ino na ino efa takatsika, ôka tsika hifikitra am'zany.
|
||||
\v 15 Tsika reetra matotra, ôka tsika hisaigna ran'zany ary raha misy eritreritrareo hafa momba ny ra daôly de ho hasehon'Andriamanitra aminareo iany kô zany.\v 16Kanefa, na ino na ino efa takatsika, ôka tsika hifikitra am'zany.
|
Loading…
Reference in New Issue