auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-24 08:16:31 -04:00 committed by root
parent 6c5f8d0c7a
commit 53ed3f1977
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Raha ny tegna izy, nataoko ho fatiantoka avokoa reo zavatra daôly reo no ny haleiben'ny falalana an'i Kristy Jesôsy Tompo. Noho Izy de nareko ny ra daôly. Heveriko ho fako regny mbô hazaôko an'i Kristy.\v 9 Ary hita amin'Azy zà. Tsy nagnano ny fahamarinana ze tamin'ny alalan'ny finôna an'i Kristy zà, fahamarinana avy amin'Andriamanitra ze miorina amin'ny finôna.\v 10 Ka am'zao fotôna zao de te hafantatra an"Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana am'reo fijaleny zà. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy zà mba hitovy ny fahafatesany,\v 11 mbô hafako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty.
\v 8 Raha ny tegna izy, nataoko ho fatiantoka avokoa reo zavatra daôly reo no ny haleiben'ny falalana an'i Kristy Jesôsy Tompo. Noho Izy de nareko ny ra daôly. Heveriko ho fako regny mbô hazaôko an'i Kristy.\v 9 Ary tazagna amin'Azy za. Tsy nagnano ny fahamarinana ze tamin'ny alalan'ny finôna an'i Kristy za, fahamarinana avy amin'Andriamanitra ze miorina amin'ny finona.\v 10 Ka am'zao fotôna zao de te hafantatra an"Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana am'reo fijaleny zà. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy zà mba hitovy ny fahafatesany,\v 11 mbô hafako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty.