auto save
This commit is contained in:
parent
fbd581be12
commit
6c5f8d0c7a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 Raha ny tegna izy, nataoko ho fatiantoka\v 8 avokoa reo zavatra daôly reo noho ny haleiben'ny falalana an'i Kristy Jesôsy Tompo. Noho Izy de nareko ny ra daôly. Heveriko ho fako regny mbô hazaôko an'i Kristy.\v 9 Ary hita amin'Azy zà. Tsy nagnano ny fahamarinana ze tamin'ny alalan'ny finôna an'i Kristy zà, fahamarinana avy amin'Andriamanitra ze miorina amin'ny finôna. Ka am'zao fotôna zao de te hafantatra an"Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana am'reo fijaleny zà. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy zà mba hitovy ny fahafatesany, mbô hafako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty.
|
||||
\v 8 Raha ny tegna izy, nataoko ho fatiantoka avokoa reo zavatra daôly reo no ny haleiben'ny falalana an'i Kristy Jesôsy Tompo. Noho Izy de nareko ny ra daôly. Heveriko ho fako regny mbô hazaôko an'i Kristy.\v 9 Ary hita amin'Azy zà. Tsy nagnano ny fahamarinana ze tamin'ny alalan'ny finôna an'i Kristy zà, fahamarinana avy amin'Andriamanitra ze miorina amin'ny finôna.\v 10 Ka am'zao fotôna zao de te hafantatra an"Azy sy ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ary ny fiombonana am'reo fijaleny zà. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy zà mba hitovy ny fahafatesany,\v 11 mbô hafako mahatsapa ny fitsanganana amin'ny maty.
|
Loading…
Reference in New Issue