auto save
This commit is contained in:
parent
1813dd09ee
commit
d884ee1e7a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsa
|
||||
Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Ny toky momba ny fanekesanao, no soratako ho an'nao. Haiko fa hagnano mihôtra noho ze angatahako anao. Mandritra zany fotôgna zany iany, omano ho anà ny efitra fandraisam-bahiny, fa magnantena za fa amin'ny alalan'ny vavakao de hiverina aminao ndraika za.
|
Loading…
Reference in New Issue