diff --git a/01/17.txt b/01/17.txt index ca2838d..d5b346a 100644 --- a/01/17.txt +++ b/01/17.txt @@ -1 +1 @@ -Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsa \ No newline at end of file +Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/21.txt b/01/21.txt new file mode 100644 index 0000000..47c8b4d --- /dev/null +++ b/01/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ny toky momba ny fanekesanao, no soratako ho an'nao. Haiko fa hagnano mihôtra noho ze angatahako anao. Mandritra zany fotôgna zany iany, omano ho anà ny efitra fandraisam-bahiny, fa magnantena za fa amin'ny alalan'ny vavakao de hiverina aminao ndraika za. \ No newline at end of file diff --git a/01/23.txt b/01/23.txt new file mode 100644 index 0000000..2998bd9 --- /dev/null +++ b/01/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +Epafra, namako mpiara-migadra akao amin'i Jesosy K \ No newline at end of file