plt-x-sihanaka_mrk_text_ulb/01/16.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 16 \v 17 \v 18 Rehefa nandeha teny amoron'ny ranomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. Ozy Jesosy taminjareo hoe: "Manarà Ana fa ataoko mpagnarato ola nareo". Tonga de nametraka ny harato zareo ka nanaraka anazy.