\v 16 \v 17 \v 18 Rehefa nandeha teny amoron'ny ranomasin'i Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea rahalahin'i Simona nagnarato, satria mpagnarato zareo. Ozy Jesosy taminjareo hoe: "ManarĂ  Ana fa ataoko mpagnarato ola nareo". Tonga de nametraka ny harato zareo ka nanaraka anazy.