Fri Oct 18 2019 17:27:49 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:27:49 -04:00
parent 0560523674
commit f04ee158c4
5 changed files with 9 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Ary taminjareo hoe: Tsy azonareo ma zagny fagnoharana zany ? Manakôry zany no hazaônareo fagnoarana ankôtran'ireo? Le mpamboly ze namafy le vôny de le Ray ze namafy ny teny. Reto le niraraka takaigny an-dalana, zay namafazana ny teny, fa rafa regninjareo zany, de tonga avy hatraigny satana ka hangalatra ny teny vôfafy taminjareo.
\v 13 Ary taminjareo hoe: Tsy azonareo ma zagny fagnoharana zany ? Manakôry zany no hazaônareo fagnoarana ankôtran'ireo? \v 14 Le mpamboly ze namafy le vôny de le Ray ze namafy ny teny. \v 15 Reto le niraraka takaigny an-dalana, zay namafazana ny teny, fa rafa regninjareo zany, de tonga avy hatraigny satana ka hangalatra ny teny vôfafy taminjareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Reto ny teny le vôfafy tagny amin'ny tany be vatovato, zay fa rafa nandregny ny teny, de nandray izany avy hatraigny. Tsisy fakany akao, anjareo fa vetiketika fôgna. De tonga ny fahorena sy ny fanenjena vokatrile teny ka tonga de lavo zareo.
\v 16 Reto ny teny le vôfafy tagny amin'ny tany be vatovato, zay fa rafa nandregny ny teny, de nandray izany avy hatraigny. \v 17 Tsisy fakany akao, anjareo fa vetiketika fôgna. De tonga ny fahorena sy ny fanenjena vokatrile teny ka tonga de lavo zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Reo hafa ze vôfafy tamin'ny tany be tsilo. regninjareo ny teny. Fa ny fagnahian'izao tontolo izao,ny famitahany sy ny filāna ra hafa de tafiditra ka nangeja an'le teny ka tsy mamôkatra zany. Ary ro ze vôfafy takagny amin'ny tany tsara de reo ze naregny ny teny ka nadray izany ka namô vokatra izy ireo, telopolo, enimpolo,na avy zato haigny amle nafafy.
\v 18 Reo hafa ze vôfafy tamin'ny tany be tsilo. regninjareo ny teny. \v 19 Fa ny fagnahian'izao tontolo izao,ny famitahany sy ny filāna ra hafa de tafiditra ka nangeja an'le teny ka tsy mamôkatra zany. \v 20 Ary ro ze vôfafy takagny amin'ny tany tsara de reo ze naregny ny teny ka nadray izany ka namô vokatra izy ireo, telopolo, enimpolo,na avy zato haigny amle nafafy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 Jesôsy nitare taminjareo hoe: ndesinao akao andragnonao ma ny jiro,de ataonao anaty karapaka, na ambany farafara? ndesonao miditra zany de ataonao agnaty fitôrfanjiro. Tsisy ra misitrika ze tsy ho mibôgna, ary tsisy tsiambaratelo ze tsy hivôka. Ra misy manantsofign ndesina mihaino,ôka izy hiaino.
\v 21 Jesôsy nitare taminjareo hoe: ndesinao akao andragnonao ma ny jiro,de ataonao anaty karapaka, na ambany farafara? ndesonao miditra zany de ataonao agnaty fitôrfanjiro. \v 22 Tsisy ra misitrika ze tsy ho mibôgna, ary tsisy tsiambaratelo ze tsy hivôka. \v 23 Ra misy manantsofign ndesina mihaino,ôka izy hiaino.

View File

@ -76,6 +76,10 @@
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10"
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"04-18",
"04-21"
]
}