diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 033d388..398e9fb 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Ary taminjareo hoe: Tsy azonareo ma zagny fagnoharana zany ? Manakôry zany no hazaônareo fagnoarana ankôtran'ireo? Le mpamboly ze namafy le vôny de le Ray ze namafy ny teny. Reto le niraraka takaigny an-dalana, zay namafazana ny teny, fa rafa regninjareo zany, de tonga avy hatraigny satana ka hangalatra ny teny vôfafy taminjareo. \ No newline at end of file +\v 13 Ary taminjareo hoe: Tsy azonareo ma zagny fagnoharana zany ? Manakôry zany no hazaônareo fagnoarana ankôtran'ireo? \v 14 Le mpamboly ze namafy le vôny de le Ray ze namafy ny teny. \v 15 Reto le niraraka takaigny an-dalana, zay namafazana ny teny, fa rafa regninjareo zany, de tonga avy hatraigny satana ka hangalatra ny teny vôfafy taminjareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index 42742de..73b92e7 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Reto ny teny le vôfafy tagny amin'ny tany be vatovato, zay fa rafa nandregny ny teny, de nandray izany avy hatraigny. Tsisy fakany akao, anjareo fa vetiketika fôgna. De tonga ny fahorena sy ny fanenjena vokatrile teny ka tonga de lavo zareo. \ No newline at end of file +\v 16 Reto ny teny le vôfafy tagny amin'ny tany be vatovato, zay fa rafa nandregny ny teny, de nandray izany avy hatraigny. \v 17 Tsisy fakany akao, anjareo fa vetiketika fôgna. De tonga ny fahorena sy ny fanenjena vokatrile teny ka tonga de lavo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/18.txt b/04/18.txt index 99e572b..780fae0 100644 --- a/04/18.txt +++ b/04/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Reo hafa ze vôfafy tamin'ny tany be tsilo. regninjareo ny teny. Fa ny fagnahian'izao tontolo izao,ny famitahany sy ny filāna ra hafa de tafiditra ka nangeja an'le teny ka tsy mamôkatra zany. Ary ro ze vôfafy takagny amin'ny tany tsara de reo ze naregny ny teny ka nadray izany ka namô vokatra izy ireo, telopolo, enimpolo,na avy zato haigny amle nafafy. \ No newline at end of file +\v 18 Reo hafa ze vôfafy tamin'ny tany be tsilo. regninjareo ny teny. \v 19 Fa ny fagnahian'izao tontolo izao,ny famitahany sy ny filāna ra hafa de tafiditra ka nangeja an'le teny ka tsy mamôkatra zany. \v 20 Ary ro ze vôfafy takagny amin'ny tany tsara de reo ze naregny ny teny ka nadray izany ka namô vokatra izy ireo, telopolo, enimpolo,na avy zato haigny amle nafafy. \ No newline at end of file diff --git a/04/21.txt b/04/21.txt index 59d1bb1..0e232c0 100644 --- a/04/21.txt +++ b/04/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Jesôsy nitare taminjareo hoe: ndesinao akao andragnonao ma ny jiro,de ataonao anaty karapaka, na ambany farafara? ndesonao miditra zany de ataonao agnaty fitôrfanjiro. Tsisy ra misitrika ze tsy ho mibôgna, ary tsisy tsiambaratelo ze tsy hivôka. Ra misy manantsofign ndesina mihaino,ôka izy hiaino. \ No newline at end of file +\v 21 Jesôsy nitare taminjareo hoe: ndesinao akao andragnonao ma ny jiro,de ataonao anaty karapaka, na ambany farafara? ndesonao miditra zany de ataonao agnaty fitôrfanjiro. \v 22 Tsisy ra misitrika ze tsy ho mibôgna, ary tsisy tsiambaratelo ze tsy hivôka. \v 23 Ra misy manantsofign ndesina mihaino,ôka izy hiaino. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 9ffc402..433d7c9 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -76,6 +76,10 @@ "04-03", "04-06", "04-08", - "04-10" + "04-10", + "04-13", + "04-16", + "04-18", + "04-21" ] } \ No newline at end of file