auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-18 03:21:52 -04:00 committed by root
parent b10bc0564c
commit 27ea775865
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 \v 41 RAfa tazan'le Kapiteny ze nitsangana sy nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamzany fomba zany Izy de ozy hoe:" Tegna zanak'Andriamanitra marina tokô io leila io." De nisy vaiavy kô nitazagna tagny talavidavitra \v 40 tagny. Anisan'izany i Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakôba zandriny sy Josesy),ary Salome. Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Anazy sy nanompo ANazy zareo. Ary vaiavy betsaka hafa kô no niaraka niakatra taminjareo tamin'ny tagny Jerosalema.
\v 39 RAfa tazan'le Kapiteny ze nitsangana sy nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamzany fomba zany Izy de ozy hoe:" Tegna zanak'Andriamanitra marina tokô io leila io."\v 40 De nisy vaiavy kô nitazagna tagny talavidavitra tagny. Anisan'izany i Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakôba zandriny sy Josesy),ary Salome.\v 41 Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Anazy sy nanompo ANazy zareo. Ary vaiavy betsaka hafa kô no niaraka niakatra taminjareo tamin'ny tagny Jerosalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 \v 46 \v 47 Rafa nahazo antoka le tamle kapiteny izy fa maty Jesôsy, de nameny an'i Josefa ny vatgna mangatseka. Ary Josefa nividy lamba landy . Nampidigna an'i Jesôsy takeo amin'ny Hazo fijalina izy de namogny landy Anazy ary nandevigna Anazy tagnaty fasagna ze vôlavaka tamina vatolampy. Avekeo nakodedeny ny vato takeo amin'ny varavarampasagna izy de tazan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i Josesy ny tôrana nandevegnana Anan
\v 47 Rafa nahazo antoka le tamle kapiteny izy fa maty Jesôsy, de nameny an'i Josefa ny vatgna mangatseka.\v 46 Ary Josefa nividy lamba landy . Nampidigna an'i Jesôsy takeo amin'ny Hazo fijalina izy de namogny landy Anazy ary nandevigna Anazy tagnaty fasagna ze vôlavaka tamina vatolampy. Avekeo nakodedeny ny vato takeo amin'ny varavarampasagna izy \v 45 De tazan'i Maria Magdalena sy Maria renin'i Josesy ny tôrana nandevegnana Anan