auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-18 03:21:52 -04:00 committed by root
parent c8593b4a3a
commit b10bc0564c
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 33 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy \v 35 Ana?" Ny sasagny tamireo ze nitsangana takeo naregny ny teniny de nitare hoe:
\v 34 Tamin'ny ora fahenina de tonga takeo amin'ny tany daôly ny aizigna katramin'ny ora fahasivy . \v 33 Tamizany ora fahasivy zany de nieka tamin'ny feo matanjaka Jesôsy hoe: "Eloy, Eloy, Lamà sabktany? ze midika hoe:" Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nagnino Anao no de nahafoy Ana?" \v 35 Ny sasagny tamireo ze nitsangana takeo naregny ny teniny de nitare hoe:" Tazagno,fa magnantso an'i Elia Izy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 \v 37 \v 38 Nisy ôla raika niazakazaka, nandona divay madilo ny sipaonjy, ary nametaka anazy tamin'ny volosy, de nameny hosotroiny. Le leila nitare hoe:" Aoka tazagnay hampidigna anazy akeo Elia." Avekeo JEsôsy nieka tamin'ny feo matanjaka de maty. Rovitra nizara roy ny agnambo atrampidigna ny lamba tam-piangonana.
\v 36 Nisy ôla raika niazakazaka, nandona divay madilo ny sipaonjy, ary nametaka anazy tamin'ny volosy, de nameny hosotroiny. Le leila nitare hoe:" Aoka tazagnay hampidigna anazy akeo Elia." \v 37 Avekeo JEsôsy nieka tamin'ny feo matanjaka de maty.\v 38 Rovitra nizara roy ny agnambo atrampidigna ny lamba tam-piangonana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 \v 40 \v 41 RAfa tazan'le Kapiteny ze nitsangana sy nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamzany fomba zany Izy de ozy hoe:" Tegna zanak'Andriamanitra marina tokô io leila io." De nisy vaiavy kô nitazagna tagny talavidavitra tagny. Anisan'izany i Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakôba zandriny sy Josesy),ary Salome. Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Anazy sy nanompo ANazy zareo. Ary vaiavy betsaka hafa kô no niaraka niakatra taminjareo tamin'ny tagny Jerosalema.
\v 39 \v 41 RAfa tazan'le Kapiteny ze nitsangana sy nifagnatrika tamin'i Jesôsy fa maty tamzany fomba zany Izy de ozy hoe:" Tegna zanak'Andriamanitra marina tokô io leila io." De nisy vaiavy kô nitazagna tagny talavidavitra \v 40 tagny. Anisan'izany i Maria Magdalena, Maria (renin'i Jakôba zandriny sy Josesy),ary Salome. Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Anazy sy nanompo ANazy zareo. Ary vaiavy betsaka hafa kô no niaraka niakatra taminjareo tamin'ny tagny Jerosalema.